Justice et Paix, diocèse Antsirabe : « Vinan’ny Fandriampahalemana »

Justice et Paix, diocèse Antsirabe : « Vinan’ny Fandriampahalemana »

Notontosaina ny Alakamisy 27 novambra 2025, teny amin’ny Akany AFAKA, ny atrikasa anaovana dinika sy adihevitra, ho fanohizana ny Vinan’ny Fandriampahalemana, fiainana lavitry ny tebiteby.

Anisan’izany ny fampidirana an-tsekoly ireo ankizy tsy mbola misitraka an’izany fampianarana izany.

Nanamarika ny fihaonana ihany koa ny fandrafetana ireo paikady ho entina manatanteraka ny vina.

« Ezahin’ny Justice et Paix, diosezy Antsirabe, ny fanabeazana ny olona ho amin’ny fiverenana an-doharano, fototra iray hahafahana mampivoatra ny fiainana. »

razafy Justice et Paix, diocèse Antsirabe : "Vinan'ny Fandriampahalemana"

1 commentaire

comments user
Nick

Lorem ipsum dolor sit amet, consectetur adipisicing elit. Minima incidunt voluptates nemo, dolor optio quia architecto quis delectus perspiciatis. Nobis atque id hic neque possimus voluptatum voluptatibus tenetur, perspiciatis consequuntur.

Laisser un commentaire