Notolorana bisikileta tsirairay avy ireo inspektera eto amin’ny diosezin’Antsirabe

Notolorana bisikileta tsirairay avy ireo inspektera eto amin’ny diosezin’Antsirabe

Notanterahina, ny Talata 25 novambra 2025, teny amin’ny Akany RISIKA, ny fanolorana bisikileta hoan’ireo inspektera eto amin’ny diosezin’Antsirabe, mba ho fanampiana azy ireo amin’ny fanatontosana ny andraikitra lehibe sahaniny eo anivon’ny diosezy, indrindra amin’ny tontolon’ny fanabeazana.

Laisser un commentaire